| Entry | 1 ory hava-manana |
| Elementary words | 2 ory, 3 havana, 4 manana |
| Part of speech | 5 locution |
| Explanations in Malagasy |
6 malahelo raha mahita havana manana na nambinina; enti-milaza koa ireo tsy mba tia ny hafa hisondrotra, na dia havana aza [1.1] |
| Updated on 2025/09/12 |
|